Titres en VF :
La coopération avec des agences anti-corruption mondiales à renforcer pour lutter contre les fraudeurs qui cachent les biens mal acquis à l'étranger
Concours artistique Rary Ary Mada : capitaliser la créativité des jeunes pour les Droits Humains
GEN Z et société civile dénoncent la mauvaise préparation du Dialogue national
Ouverture de la Concertation nationale : une cérémonie officielle entre présence et absences marquantes
Titres en VM :
Hanamafy fiaraha-miasa amin’ireo sampandraharaha iraisam-pirenena miady amin’ny kolikoly, mba hahafahana manenjika ireo mpanafina harena any ivelany i Madagasikara
Fifaninana artistika Rary Aro Mada : trandrahana ireo famoranan’ny tanora ho an’ny zon’olombelona
Ratsy fikarakarana ny fikaonandohampirenena hoy ny solontenan’ireo tanora Gen Z sy firaisamonim-pirenena
Fikaonadoham-pirenena: nosokafana ofisialy androany
Â








