Titres en VF :
Konstitution naka : vers l’amélioration de la Constitution malgache
Les jeunes Barea ont remporté le tournoi de la deuxième édition du FIFA Indian Ocean U15 Festival
Saison des pluies : comment les gargotes assurent- elles la propreté ?
Ministère de l’Énergie et des Hydrocarbures : adoption de la politique nationale sur la cuisson propre
Titres en VM :
Konstitution naka : ho fanatsarana ny lalam-panorenana malagasy
FIFA Indian Ocean U15 Festival : Nandresy ny lalao famaranana, natao tatsy amin’ny Nosy Maurice omaly, ny Barea kely.
Fotoanan’ny orana : toy ny ahoana ny fitandroan’ireo toeram-pisakafoana ny fahadiovana ?
Ministera ny angovo sy ny akoran’afo : nankatoavina ny politikam-pirenena momba ny fahandrahon-tsakafo avy amin’ny angovo madio.








