Titres en VF :
Enseignement technique : la voie oubliée qui forme pourtant les plus opérationnels
Fonction publique : plus de 65 000 de l’Etat à intégrer officiellement
Air Madagascar – Tsaradia : des employés dénoncent un transfert forcé
Maurice : la magistrature de Port-Louis a rejeté la demande de libération de Mamy Ravatomanga
Titres en VM :
Fampianarana teknika : lalana tsy fantatry ny maro anefa mamokatra mpiasa vonona afaka miasa avy hatrany
Asam-panjakana : mpiasa maherin’ny 65 000 horaisina ho mpiasam-panjakana
Air Madagascar – Tsaradia : Terena hanao sonia fifanaraham-piarahamiasa ireo mpiasa
Nolavin’ny fitsarana maorisianina ny fangatahanan’i Mamy Ravatomanga fahafahana vonjimaika.
Â





