Titres en VF :
Harcèlement scolaire : comment réagir et repérer les signes d’alerte ?
Mpox : les mesures sanitaires partiellement respectées dans les établissements hôteliers
Invasion de criquets : quand les insectes font vaciller l’ariary et le panier des ménages
Le projet artistique et environnemental Antson’ny Tontolo Miaina revient pour sa troisième édition
Titres en VM :
Herisetra an-tsekoly : ahoana ny atao ary inona avy ireo fambara ety ivelany ?
Mpox : mbola ny ampahan’ireo trano fandraisam-bahiny ihany hatreto no mampihatra ireo fihetsika Sakana
Andiam-balà la : misy fiatraikany amin’ny vidim-piainana sy ny lanjan’ny vola ariary
Kolontsaina : hiditra amin’ny andiany fahatelo ny tetikasa ara-javakanto Antson’ny Tontolo Miaina





