Titres en VF :
Litiges fonciers : La prescription acquisitive fixée à 20 ans
Commerce extérieur : La Chambre des représentants des États-Unis adopte, sans amendement, la prolongation de l’Agoa pour trois ans
Université publique : hausse des frais d’inscription à certaines mentions
Fonction publique : un recensement physique des agents imminent
Titres en VM :
Oniversitem-panjakana : niakatra ny saram-pisoratana anarana ho an’ny sampana sasany
Nankatoavin’ny Antenimieran’ny Solombavambahoakan’i Etazonia, tsy nisy fanovana, ny fanitarana mandritra ny telo taona ny AGOA
ADY TANY – 20 taona ny fe-potoana hahazoana tany maty paika andro na ilay hoe prescription acquisitive
Asam-panjakana : Hanomboka rahampitso ny fanisana ireo mpiasam-panjakana





