Titres en VF :
15 janvier : le Kabary malagasy à l’honneur, entre héritage et avenir
Relance économique : l’État mise sur le retour de la confiance du secteur privé
Meteorologie : de nouveaux équipements océanographiques bientôt en service
Les épreuves du baccalauréat général se tiendront du lundi 17 aout au vendredi 21 aout de cette année
Titres en VM :
15 janvier : Fanomezan-danja ny kabary, sady lova no ho avy
haverina ny  fifampitokisan’ny sehatra tsy miankina amin’ny fanjakana
Nahazo fitaovana haranaha-ramaso ny toetry ny ranomasina i Madagasikara.
Ny Alatsinainy 17 hatramin’ny Zoma 21 Aogositra 2026 no hanaovana ny fanadinana bakalorea ho an’ny taom-pianarana 2025-2026





