Titres en VF :
L’université d’Antananarivo a fait une opération d’assainissement
Les partenariats entre secteur privé à renforcer au niveau de l’océan Indien pour faire face aux défis mondiaux
Signature de l'accord politique KFIM : Vers la dissolution des institutions et la refondation
L’équipe INNOVATOR de l’université de EMIT Finarantsoa représentera Madagascar au tekbot robotics challenge le 17 et 18 janvier 2026
Titres en VM :
Tsy ampy ny trano fidiovana eny amin’ny oniversiten’Antananarivo
Hamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny sehatra tsy miankina eto amin’ny ranomasimbe Indianina, hiatrehana ireo fanamby maneran-tany
Fanaovan-tsonia fifanarahana politika-KFIM: Tokony horavana ireo andrim-panjakana rehetra.
Ny ekipa INNOVATOR avy ao amin’ny oniversite EMIT Fianarantsoa no misolo tena an’i Madagasikara any amin’ny Tekbot robotics challenge ny 17 sy 18 janoary izao, any Bénin
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â





