Titres en VF :
Relance économique : l’État ouvre le chantier, le privé entre dans l’arène
Le CNTEMAD a créé une plateforme numérique pour rapprocher l’université des étudiants
CAN 2025 : Les Lions de la Teranga sacrés champions
Madagascar invité à prendre part au prochain sommet des BRICS
Titres en VM :
Voahosotra ho tompondakan’i Afrika eo amin’ny taranja baolina kitra ny ekipan’i Sénégal
Fampianarana ambony : nanangana vovonana nomerika hanamorana kokoa ny fampianarana ny CNTMAD
Fanainga ara-toekarena : manokatra ny asa ny fanjakana, miditra an-tsehatra ny sehatra tsy miankina
Nasaina handray anjara amin’ny fihaonamben’ny BRICS manaraka i Madagasikara








