Titres en VF :
Environnement : L'AMCE pour valoriser les communautés locales
« Interpeller le vivant » : sensibiliser à la protection de l’environnement à travers le sensible
Agribusiness : la relance se joue dans les provinces
World population prospects 2024 : la population malgache s’accroit trois fois plus que la moyenne mondiale
Titres en VM :
Tontolo iainana : AMCE, fitaovana hanomezana lanja ny fiarovana ataon’ny vondron'olona ifotony
« Antson’ny tontolo miaina » : manentana amin’ny fiarovana ny tontolo iainana amin’ny alalan’izay tena mahasarotiny ny tsirairay
Agribusiness : eny amin’ny faritra no hanapahan-kevitra ny fanaingana ara-toekarena
World population prospects 2024 : mitombo avo telo heny amin’ny taha maneran-tany ny vahoaka malagasy








