Titres en VF :
Mpox à Madagascar : l'arrivée du vaccin attendu en mi- février
Université d’Antananarivo : Le Pr Rivoarison Randrianasolo investi
Enseignement supérieur : l’État veut valoriser les innovations malgaches
Université d’Antananarivo a officiellement lancé ce jour la célébration de son 65ᵉ anniversaire.
Â
Titres en VM :
MPOX: andrasana amin’ny tapaky ny volana febroary izao ny fahatongavan'ny vaksiny
Oniversité an’Antananarivo : Natao teny Ankatso ny maraina teo ny fihanianan’I Pr Rivoarison Randrianasolo
Fampianarana ambony : hanome lanja ireo voka-pikarohana malagasy ny fanjakana
Nosokafana androany teny Ambohitsaina ny fankalazana ny faha 65 taona ny oniversite an’Antananarivo








