Titres en VF :
INFRASTRUCTURE PUBLIQUE – Une évaluation technique à mener sur le site du barrage hydroagricole de Tongoloina en rupture
Une indemnité de craie de 135 000ariary pour les risques maladies des enseignants.
Stade Barea : l’attente se prolonge pour l’homologation CAF
Enseignement supérieur : la nouvelle année universitaire annoncée pour le 2 mars au 30 novembre 2026
Titres en VM :
Tambin-karama 135 000 ariary ho fitsinjovana fahasalamana noho ny fampiasana tsaoka ho an’ireo mpampianatra
FOTODRAFITRASA – Mikasa hanatanteraka fanadihadiana ara-teknika eny amin’ilay tohodrano simba ao Tongoloina ny fanjakana
Kianja Barea : Nahemotra ny daty hangatahana fizahana mba hahazahoana fankatoavana
Fampianarana ambaratonga ambony : ny 2 marsa hatramin’ny 30 novambra no voalaza fa hanaovana ny taom-pianarana vaovao








