Titres en VF :
Manque de médecins à Madagascar : quand l’exode médical fragilise le système de santé
Adin-kiragasy goavana : une célébration du hiragasy et de sa valeur culturelle
LEVEE DU GEL DES PERMIS MINIERS – L’exploitation de l’or à régulariser encore
Le dernier conseil des ministres a officialisé le 10 décembre comme Journée nationale du Tsapiky, un genre musical du Sud-Ouest de Madagascar.
Titres en VM :
Tsy ampy ny mpitsabo eto Madagasikara, mila fanarahan-dalà na ny asa fitsaboana
Adin-kiragasy goavana : fankalazana ny hiragasy sy ny lanjany ara-kolontsaina
FANOMEZANA FAHAZOAN-DALANA HITRANDRAKA HARENA AN–KIBON-TANY – Mbola mila fanaraha-maso ny fitrandrahana volamena
Napetraka tamin’ny fomba ofisialy ho andro nasionalin’ny tsapiky ny 10 desambra








