Titres en VF :
Processus électoral : les partenaires prêts à accompagner la CENI
La récupération pour se mettre à la mode tout en préservant l’environnement
Cyclone FYTIA : les conditions d’hébergement laissent certains sinistrés perplexes face à la recrudescence du MPOX
« Carton rouge au travail des enfants » : une campagne mondiale et participative pour sensibiliser à la lutte contre le travail des enfants
Â
Titres en VM :
Fikarakarana fifidianana: Vonona hanampy ny CENI ireo mpiaramiombon’antoka
Mampiasa indray ireo singa efa nanaovana hanamboarana lamaody mba hikajiana ny tontolo iainana
Rivodoza FYTIA : Miahiahy manoloana ny fipariahan’ny valan’aretina MPOX ireo traboina amin’ireo toby fandraisana azy ireo.
Natombokin’ny vondrona iraisam-pirenena ho an’ny asa amin’ny fomba ofisialy ny hetsika eran-tany« karatra mena ho an’ny fampiasana ankizy ».








