Titres en VF :
Mpox à Madagascar : des cas en hausse, une vigilance en baisse
Salaire minimum : le privé passe à 300 000 ariary
Madagascar : toujours pas d’opposition officielle face au régime du colonel Michael
IPC 2025 : Madagascar se trouve à la 148ème place sur 182 pays dans la lutte contre la corruption
Â
Titres en VM :
Karama farany ambany : miakatra ho 300 000 ariary ny an'ny sehatra tsy miankina.
Mpox eto Madagasikara : mitombo hatrany ny tranga na dia mihena aza ny fitandremana
Tsy mbola nisy milaza ho mpanohitra ofisialy an’izao fitondrà na Michael izao
IPC 2025: Eo amin’ny faha-148 amin’ny firenena miisa 182 no misy an’i Madagasikara amin’ny Ady amin’ny kolikoly.








