Titres en VF :
Outil CRIDA : anticiper la crise de l’eau avant qu’elle ne provoque des conflits
Travail décent : heures supplémentaires impayées, congés non pris et dialogue social fragilisé constatés par l’inspection de travail à Madagascar
13 février : la radio, un média toujours au cœur de l’information des Malgaches
Madagascar figure officiellement dans la liste de l’UNESCO parmi les pays célébrant la Journée mondiale de la radio
Titres en VM :
CRIDA : fitaovana ahafahana miomana mialoha amin’ny krizin-drano mba hisorohana ny disadisa
Asa mendrika : tsy fandoavana ora ambony ampanga, tsy fakana fitsaharana ary tsy fifampiresahana ara-tsosialy no tena sakana hita eny amin’ny orinasa tsy miankina eto Madagasikara
Andro iraisampirenena ho an’ny radio : Mbola manana ny lanjany eny amin’ny fiarahamonina ny Radio
Anaty lisitra ofisialin’ny UNESCO amin’ireo firenena manamarika ny andro maneran-tany ho an’ny radio i Madagasikara.








