Titres en VF
FEITI : quand l’impro rencontre le monde médical
MINES – Le rapport IETI permet aux citoyens, à la société civile et aux médias de savoir exactement combien l'État perçoit de l'exploitation de ses richesses
Madagascar : L’agriculture, un géant endormi au cœur de l’économie
Santé publique : Le vaccin BCG est de nouveau disponible à Madagascar
Titres en VM
FEITI : rehefa mihaona ny teatra « impro » sy ny tontolon’ny fahasalamana
HARENA AN-KIBON’NY TANY – Ahafahan’ny olom-pirenena, ny fiarahamonim-pirenena ary ny haino aman-jery mahafantatra mazava tsara ny vola raisin’ny Fanjakana amin’ny fitrandrahana ny harena ny tatitra EITI
Ny fampitomboana ny vokatry ny fambolena no fanalahidin’ny fanovana ny toekaren’i Madagasikara, hoy ny tatitra avy amin’ny Banky Iraisam-pirenena
Fahasalamam-bahoaka : Tonga eto Madagasikara ny vaksiny BCG








