Le journal du 11 mars 2026
Titres en VF
FANILO : 12 femmes en réflexion sur l’avenir de Madagascar
Colloque panafricain à Antananarivo - trois jours pour promouvoir la justice sociale féministe
Programme « FÔSIKA » : les sanctions sont appliquées malgré les difficultés.
Titres en VM
FANILO : vehivavy 12 hifampidinika momba ny ho avin’i Madagasikara
Mandray fihaonambe Panafrikanina ho fampiroboroboana ny rariny ara-tsosialy ho an’ny vehivavy mandritra ny telo andro i Antananarivo
Hetsika « FÔSIKA » : efa mihatra ireo fepetra na sarotra ary ny famongorana ireo kolikoly








