Titres en VF :
- Protection sociale : les travailleurs indépendants pourraient bientôt cotiser à la CNaPS
- Entrepreneuriat – Une nouvelle loi pour soutenir les jeunes entrepreneurs en gestation
- COOPÉRATION MILITAIRE – Les États-Unis et Madagascar renforcent leur partenariat face aux catastrophes
- DRAME D’AMBOHIMALAZA : le procès des onze accusés s’ouvre à Anosy
Titres en VM :
- Fiahiana ara-tsosialy : mety afaka handoa latsakemboka eny anivon’ny CNaPS tsy ho ela ireo mpiasa tena
- Fandraharahana – Hisy lalana vaovao ho hapetraka entina hanohanana ireo mpandraharaha vao manomboka
- Hiaraka hiasa amin’ny miaramila amerikanina ny miaramila malagasy amin’ny fiatrehana loza
- RAHARAHA AMBOHIMALAZA : Natomboka androany ny fotoam-pitsarana








