COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxRevue de presse / Feon-Gazety

©Studio Sifaka
Toki Andriamalala, un journaliste du Studio Sifaka en train d'effectuer la revue de presse du 07 février 2020

Revue de presse du 07 février 2020

Ambohidratrimo : Voaporofo fa tsy misy CORONAVIRUS ireo olona nohahiahiana.

Raharaha Bas-Mangoky : Tsy misy fivarotana tany amin’ny Arabo fa fiaraha-miasa amin’izy ireo no misy hoy ny solombavam-bahoaka voafidy any an-toerana

Fahafatesana tovolahy iray tao Ambohimanambola :  Nandritra ny fotoana nahatapahan’ny jiro tany an-toerana dia nanapaka hevitra ny milina fiasany ny tovolahy iray 20 taona. Tsy nampoiziny anefa ny fiverenan’ny jiro ka toron’ny milina tao izy.



Ambohidratrimo : Aucun cas de CORONAVIRUS

Cas de Bas-Mangoky : Selon le député élu dans la localité, il n’y jamais eu de vente de terre aux Arabes mais plutôt une collaboration.

Ambohimanambola : Un jeune homme de  20 ans succombe dans un broyeur à papier.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter