- Akon'ny fankalazana ny krismasy, 8 no maty ary 211 tonga nizaha fahasalamana teny amin'ny HJRA.
- Nikorontana noho ny fahamaroan'ny olona nikasa hiazo an'Antsirabe ny teny amin'ny fasan'ny karà na ny 24 desambra lasa teo.
- Fanodikodinam-bola teo anivon'ny ministeran'ny fanabeazam-pirenena, olona 6 no naiditra am-ponja vonjimaika.
- 8 morts et 211 malades lors de la célébration de la fête de la nativité.Â
- le nombre de passagers pour Antananarivo Antsirabe a doublé dans la nuit du 24 decembre.
- détournement de Fonds au ministère de l'éducation national: 6 anciens responsables mis sous mandat de dépot par le pôle anti-corruption