- Firenena 31 izao no efa nahitana trangana Coronavirus. Manoloana ny tsy fahafehezana io trangan’aretina io, miantso ny firenena afrikanina ho mailo ny lehiben’ny sampan-draharahan’ny firenena mikambana misahana ny fahasalamana na ny OMS.
 - Vokatry ny hain-tany any amin’ny faritra Androy : mila vahaolana maika sy lavitra ezaka ny tsy fahampian-drano.
 - Nihotsaka ny tafon’ny Zaimaika ao Analakely nandritra ny orambe ny zoma alina teo. Anisan’ny tsena tranainy indrindra eto an-drenivohitra izy io anefa tsy mbola nohavaozina mihitsy hatramin’izay.
 
©Studio Sifaka
					
				
			



