COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxRevue de presse / Feon-Gazety

©Studio Sifaka
La revue de presse du 25 février 2020 présentée par Lucianna Miharisoa

Revue de presse du 25 février 2020

  • Miandrandra tolo-tànana avy amin’ ny rehetra i Thiera Bruno fa tojo tsy fahasalamana amin’ izao fotoana izao, araka ny vaovao nampitain’ i Thiera Kougar, zanany, tao amin’ ny pejy facebook-ny.
  • Hiverina eto amin’ ny tany niaviana ny horonan-tsary « Ady Gasy » . Anisan’ ny nitondra ny lazantsika tany ivelany io horonan-tsarimihetsika fanadihadiana novokarin’ i Lova Nantenaina io.
  • Naneho hevitra mikasika ny fandikan-dalàna ataon’ ny fitondram-panjakana ankehitriny ny antoko Hery Vaovaon’i Madagasikara. Nizara 4 ny fanazavana ny lohahevitra ary nokendrena tamin’ izany ny fanaovana jery todika ny fitantanana ny raharaham-pirenena.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter