COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxRevue de presse / Feon-Gazety

©Studio Sifaka
322 nouveaux cas de la covid19 enregistrés au cours de la dernière semaine de janvier 2021

Revue de presse du 01 Février 2021

  • Nentina teo anoloan’ny fitsarana androany tany Afrika Atsimo ny raharaha volamena 73kg.
  • Mitombo isa ireo voan’ny trangan’aretina coronavirus : mbola betsaka ireo fandriana ho an’ny marary no malalaka any amin’ireo hopitaly lehibe efatra, maharitra herinandro eo kosa vao mivaly ny fitiliana.
  • Sindikan’ny paramedicaux : voasakan’ny mpitandro filaminana ny fivoriana nokasaina natao tamin'ny sabotsy 30 janoary 2021

Studio Sifaka · 2021-02-01 FEONGAZETY
  • L’affaire des 73kg d’or déférée au parquet en Afrique du Sud aujourd’hui.
  • Nombre de nouveau cas de coronavirus : les résultats des tests attendus une dizaine de jours arès le dépistage.
  • La réunion du syndicat des paramédicaux du samedi 30 janvier 2021 boycottée par les forces de l’ordre.