COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxRevue de presse / Feon-Gazety

©Studio Sifaka
Revue de presse.

Revue de presse du 27 février 2020

Coronavirus : Deux bateaux transportant des touristes n’ont pas pu accoster à Nosy-Be et Tolagnaro pour éviter une éventuelle propagation du coronavirus dans l’île.

Fihariana – Projet Akoho Nakà : 30 entrepreneurs dans le secteur d’élevage de poule pondeuse ont bénéficié d’un financement de 500 millions d’ariary. A titre de rappel, il s’agit d’un emprunt avec un taux d’intérêt de 5% qui doit être remboursé 60 jours après la réalisation du projet.

Affaire Rabekoto Arizaka Raoul : le BIANCO a lancé un avis de recherche national à l’encontre de l’ancien directeur général de la CNAPS. La fuite à l’étranger de cette personnalité n’est pas encore confirmée, c’est pour cette raison que l’avis de recherche est lancé au niveau national.


Coronavirus :  Sambo roa mpitondra mpizahatany no tsy afaka niantsona tao Nosy Be sy Taolagnaro mba ho fisorohana ny fidiran’ny Coronavirus eto Madagasikara. Voalaza fa nandalo tany amin’ny toerana misy ny Coronavirus ireo sambo ireo ary ahiana ny hitondran’ny mpandeha ny tsimokaretina.

Fihariana - Tetik’asa Akoho Nàka : 30 mianadahy misehatra amin’ny fiompiana akoho manatody lava sy fakana nofo no nahazo famatsiam-bola maherin’ny 500 tapitrisa ariary. Fampindramam-bola izy ity ary 60 andro aorian’ny fanombohan’ny tetikasa no manomboka ny famerenana amin’ny taha 5 isan-jato. 

Raharaha Rabekoto Arizaka Raoul :   namoaka taratasy fikarohana an’i  Rabekoto Arizaka Raoul  ny Bianco.  Mbola misalasala ny Bianco amin’ilay hoe fitsoahany any ivelany satria efa nanamarina ireo vaovao rehetra izy ireo saingy tsy nisy nanamafy hoe tena any ivelany izy. Izay no mahatonga ny fikarohana ho eto Madagasikara ihany aloha.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter