COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxRevue de presse / Feon-Gazety

©AFP
Vente de journaux dans les rues de la capitale Antananarivo.

Revue de presse du 04 Mars 2020

  • Coronavirus : Mitaraina ny tompon’andraikitra ao amin’ny Hopitaly Anosiala Ambohidratrimo fa misedra olana ara-bola amin’ny fiatrehina ny ady amin’ity aretina ity.
  • Antenimieran-doholona : An-dalam-panekena ny fampihenàna ny isan’izy ireo ny loholona.
  • Fanambaràn’ny CENI momba ny lisi-pifidianana : mety horavàna ny CENI (Kaomisiona mahaleo tena mahakasika ny fifidianana) ary mitaky ny hamerenana ny fifidianana ny avy ao amin’ny rodoben’ny mpanohitra.

  • Coronavirus : Les responsables de l’Hôpital Anosiala se plaignent du problème financier auquel ils font face.
  • Assemblée nationale : Les sénateurs sont en cours de négociation sur la réduction de leur effectif.
  • Annonce de la CENI à propos de la liste électorale : La CENI pourrait être dissoute et l’opposition réclame de nouvelles élections.