- Olona 732 no nosamborin’ny mpitandro ny filaminana, teto an-drenivohitra, tao anatin’ny 02 andro nihibohana tamin’ny faran’ny herinandro teo
- Raharaha volamena 73,5kg : Hoporofohin’ny fanjakana malagasy amin’ny alalan’ny fikarohana siantifika ny fihavian’ireo volamena ireo
- Fitsaram-bahoaka tao Amboangibe Sambava : Olona roa no maty voatifitra ary zandary iray no naratra.
- 732 personnes ont été interpellées par les forces de l’ordre, dans la Capitale, durant les deux jours de confinement de ce weekend
- Affaire 73,5 kg d’or : L’Etat Malagasy prouvera scientifiquement l’origine de ces ors
- Vindicate Populaire à Amboangibe Sambava : 02 personnes tuées par balle et 01 gendarme blesse