COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxRevue de presse / Feon-Gazety

©Studio Sifaka
Revue de presse au Studio Sifaka.

Revue de presse du 06 Mars 2020

Sénat : RATSIMBAZAFY Rinah Harivelo Erick, le directeur de la sécurité du Sénat a démissionné à cause de la divulgation d’un dossier classé secret.

Enseignement : les enseignants ne savent pas encore quand ils vont recevoir leurs indemnités alors que le gouvernement a déjà clos la répartition des indemnités de 50 000 Ariary. Toutefois, ces derniers souhaitent que cette indemnité soit inscrit dans leur salaire du mois de mars.

Santé : Le président Andry Rajoelina a donné l’ordre sur l’organisation de communiquer les actions nécessaires pour prévenir la propagation du « coronavirus » à Madagascar.


Anteminierandoholona : Nametra-pialana ny Talen’ny fiarovana ao amin’ny anteminierandoholona, ny Kolonely RATSIMBAZAFY Rinah Harivelo Erick noho ny famoahana ny tsiambaratelon’ny mpitandro filaminana tamin’ny tambazotran-tserasera.

Fampianarana : tsy mbola fantatra ny daty hanomezan’ny fanjakana ny tambikaraman’ireo mpampianatra na dia efa nankatoavin’ny governemanta aza ny fanomezana ilay dimy alina ariary (50 000 Ar) ary etsy ankilany nefa fanirian’ny ireto mpampianatra ireto ny hampidirana io vola io amin’ny kaontin’ny karaman’izy ireo volana martsa.

Fahasalamana : hentitra ny filoha Andry Rajoelina mahakasika ny fiparitahan’ny valan’aretina « CoronaVirus » ary nanome baiko ny amin’ny tokony hisian’ny serasera mahakasika ny fihetsika tokony atao na dia mbola tsy hita soritra eto Madagasikara aza ity aretina ity.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter