COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxRevue de presse / Feon-Gazety

©AFP
Vendeurs de journaux dans la capitale.

Revue de presse du 13 mars 2020

Coronavirus : Les députés demandent la fermeture des frontières.

Démission de Thierry Rakotonarivo au poste de Vice-président de la CENI : en attente de l’approbation de la HCC.

Le mauvais temps dans la partie Nord-Est de Madagascar risque de se transformer en cyclone dans les prochains jours.



Coronavirus : Nangataka tamin’ny Ministry ny Fitanterana sy ny Ministry ny Fahasalamana mba hanakantonanana amin’izay ny sisintanin’i Madagasikara ireo Solom-bavam-bahoaka.

Fametraham-pialan’i Thierry Rakotonarivo tsy ho filoha lefitry ny CENI intsony : Miandry ny fankatoavan’ny HCC.

Mety hivadika ho rivodoza ilay andro ratsy any amin’ny faritra Avaratra atsinanan’ny nosy amin’ny faran’ny herinandro ity.