COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxRevue de presse / Feon-Gazety

©Studio Sifaka
Les principaux quotidiens à Madagascar

Revue de presse du 19 mars 2020

Les inscriptions aux examens du bacc se terminent le 30 avril. Jusqu’ici, le nombre de candidats est assez bas.

Le ministère de l’Industrie, du Commerce et de l’Artisanat a effectué une descente hier au marché d’Anosibe et de Namontana pour contrôler les prix du riz.

A partir de ce jour jusqu’au 28 mars, Ratovo Valiha expose les résultats de ses recherches sur cet instrument malgache à La City Ivandry.



hifarana amin’ ny 30 aprily ho avy izao ny fisoratana anarana amin’ny fanadinana bakalorea. Mbola vitsy hatreto ireo mpiadina nahavita izany.

Nanao fidinana ifotony teny amin’ ny tsenan’ Anosibe sy Namontana omaly, ny ministeran’ ny indostria sy ny varotra ary ny asatanana, nijery ny vidim-bary.

Mampahafantatra ny voka-pikarohana nataony mikasika ny valiha etsy amin’ ny La City Ivandry i Ratovo Valiha.