COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Pexels
Ils sont équipés d’un appareil de filtration de très petites particules.

Décryptage : Les masques de type N95 sont-ils les plus efficaces ?

Vrai

Certains masques sont plus efficaces que d’autres. En effet, les caches bouche N95 sont les seuls qui bloquent au moins 95% des particules émises par les gouttelettes que nous projetons en toussant ou en éternuant. Ils sont équipés d’un appareil de filtration de très petites particules.

Ce sont d’ailleurs les masques recommandés pour les soignants.

Bien évidemment, Cela ne veut pas dire que le port des masques autres que chirurgicaux est inutile.

N’oubliez pas de laver votre masque après chaque utilisation s’il est réutilisable… Il faut jeter les masques usage unique après 4h d’utilisation. Prévoyez-en toujours un deuxième pour le reste de la journée.

Studio Sifaka · 2020 - 06 - 23 Décryptage N95 VF

Ireo mason-koditra N95 ve no mahomby kokoa amin’ny fiarovana amin’ny coronavirus ?

Eny tokoa, ny aron-tava sasany dia mahomby kokoa noho ny hafa. Ny arontava N95, izay matetika fampiasan’ny mpitsabo na ireo miasa aminny indostria nokleary dia manana fahafahana manakana farafahakeliny 95%n’ ireo singa madinika indrindra avy amin’ny piti-drora. Manana masontsivana madinika dia madinika ity arontava ity.

Ny mpitsabo rahateo dia mamporisika ny fampiasana azy ireny ho fiarovana.

Tsy midika anefa izany fa ny fanaovana aron-tava hafa dia tsy mahomby.

Aza hadinoina hatrany ny manasa ny aron-tava aorian'ny fampiasana azy raha tsy ilay fanary no anananao. Fa ho an’ity farany kosa dia tsy tokony ampiasaina mihoatra ny adiny 4. Noho izany, manomàna arontava ho solony rehefa mivoaka ny trano ianao.

Studio Sifaka · 2020 - 06 - 23 Décryptage N95 VM
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter