COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Studio Sifaka
Le Masonjoany est un produit de beauté très prisé par les femmes.

Santénaka : Le Masonjoany et l'impact du varatraza

Le Masonjoany est utilisé par la plupart des femmes dans le Nord à des fins cosmétiques pour se protéger des rayons ultraviolets et éliminer en même temps les taches. Il sert aussi à éclaircir la peau. Les jeunes femmes l'appliquent surtout pour ses vertus de beauté mais aussi en guise de maquillage :  elles dessinent des fleurs sur leurs visages avec.  En parlant du Nord, Diégo est une ville très connue pour le passage du varatraza, le vent qui a un effet desséchant et décapant sur l'épiderme. Cette situation est plus critique pour les femmes amatrices de produits chimiques d'origine corticoïdes pour éclaircir la peau.



Ny Masonjoany sy fiantraikan'ny varatraza amin'ny hoditra

Ampiasain'ny vehivavy aty avaratra ho fiarovana ny tarehy tsy ho simban'ny hain'andro ny masonjoany. Ampiasany hanalana ireo panda sy tasy ihany koa ary anadiovana tarehy mihitsy. Maro amin'ny tovovavy aty avaratra mampiasa azy io ho fanaingoana tarehy. Izany hoe anaovany kisarisary amin'ny alalan'ny Masonjoany ny tarehy. Efa niresaka aty avaratra ihany isika, anisan'ny ahafantarana an'i Diego ny varatraza. Rivotra somary mafimafy izy io ary misy fiantraikany amin'ny hoditra. Miteraka aretin-koditra raha tsy mitandrina fa indridra ireo vehivavy manosotra produit chimique entina hanadiovana tarehy.

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 01 Fandaharana SANTENAKA MASONJOANY VARATRAZA

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter