COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Pixabay
La variation des couleurs de l’urine.

Santénaka : Notre urine en dit long sur notre état de santé

Le corps humain perd 1,5 à 2l d'eau par jour. Ce système lui permet d'évacuer les déchets organiques, minéraux et chimiques dont il n'a plus besoin. Du jaune clair, pour les sujets sains, au marron, pour les paludéens, la couleur et l’odeur de notre urine en disent long sur notre état de santé. Les personnes atteintes de maladies plus graves telles que la bilharziose, ou les calculs rénaux voient leur urine accompagnée de sang. Ces types de maladies peuvent affecter tout âge et tout sexe confondu. Pour le cas de la bilharziose, les zones rouges se composent d'Antananarivo, Fianarantsoa et le sud de Madagascar.



Rano 1 litatra sy tapany haramin'ny 2 litatra isan'andro eo no very amin'ny vatan'olombelona salama iray mandritra ny fipipizana. Miovaova ny lokon'ny pipy mavo matsatso raha salama ary tonga hatrany amin'ny volontany kosa raha marary. Misy ihany koa ny hoe mipipy rà; ireo marary voan'ny bilariziozy na misy vato na misy maratra ny any anaty no mampiseho ity tranga ity izay sady tsy mifidy taona na sokajin’olona. Ny olona mipetraka amin'ireto toerana ireto - Antananarivo, Fianarantsoa ary ny any atsimon'ny nosy – araka ny voalazan’ny mpitsabo, no tena mora tratran’ny bilarziozy.

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 03 Fandaharana SANTENAKA URINES

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter