COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Pixabay
Face au froid, protéger vos mains et vos ongles peut se faire avec des produits naturels.

SantéNakà : Bien soigner les ongles et les mains en hiver

Un mélange d'huile d'olive et de miel constitue un soin relaxant et vivifiant pour les mains. En effet, des champignons et des bactéries peuvent attaquer les ongles si on ne fait pas attention. En prendre soin évite les mycoses. La vieillesse et un faible système immunitaire en sont aussi responsables, dit le docteur Lucien Bezara.  

Tsy voatery ho eny amin'ny toerana voatokana vao afaka hikarakara ny tanana. Afaka mampiasa menaka oliva fampiasaina ao an-dakozia afangaro tantely anorana tanana. Fa mitovy amin'ny faritra rehetra amin'ny vatan'olombelona ny hoho ka mila fitandremana sy fikarakarana tsara. Mety hidiran'ny tsimokaretina na otrikaretina raha tsy mitandrina. Tsy fitandremana amin'ny fotoana manala hoho sy filalaovana rano be loatra dia anisan'ny mety hiteraka aretina amin'izay hoho izay, hoy dokotera Bezara Lucien.

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 15 Fandaharana Santenaka - TETANALGESIE
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter