COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Studio Sifaka
La crise d'angoisse peut être due à un traumatisme.

Santé Nakà : Le traumatisme psychologique

Témoin d'un accident grave, victime de violence conjugale ou suite à une agression sexuelle, le traumatisme psychique ou psychologique peut arriver à tout le monde. En général, ce genre de traumatisme se traduit par une réaction sous forme d'une crise d'angoisse et un état de confusion. La psychologue, Holitiana Rajaonarivony nous en parle dans l'émission Santénaka.

Ny hoe « traumatisme psychique ou psychologique» dia mety hahazo ny olon-drehetra. Tsy aretina izy io fa fihetsem-po vokatry ny fiantraikana trangan-javatra iray nandalo teo amin' ny fiainan' ilay olona. Mitranga izy io matetika aorian'  ny fanatrehana loza mahatsiravina iray, na trarana herisetra na vono, na koa ho an' ny olona niharana fanolanana.  Miseho amin' ny endrika raritsaina na fikorontanan' ny saina izany. Hiresaka izany ao amin' ny fandaharana SanteNakà i Holitiana Rajaonarivony, mpahay toetr'olona.

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 17 Fandaharana SANTENAKA CONSEILS PARENTS TRAUMATISME PSYCHOLOGIQUE
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter