COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Photo-graphe - Pixabay
Les crevettes réveillent généralement l'allergie aux fruits de mer.

Santé Nakà : Le panaris et l’allergie aux fruits de mer

Le panaris est une infection se situant au niveau du pourtour des ongles. Il est causé par des bactéries et le plus souvent il s’agit d’un staphylocoque doré ou d’un streptocoque. Le panaris évolue en 3 stades : l’inflammation, la collection et les complications, explique le Docteur Domoina Soa Kanto  Rakotonoely.
L’allergie aux fruits de mer est héréditaire. C’est aussi un type de réaction immunitaire excessive induite par l’immunoglobuline E (lgE). Les symptômes sont l’éruption cutanée, les rougeurs et les démangeaisons, la difficulté à respirer, les vomissements et le choc anaphylactique, selon le Docteur Fanomezantsoa Herinirina Randrianarizay.

Aretina hita eo amin’ny hoditra malemy manodidina ny hoho eny amin’ny ratsan-tanana ny panaris. Otrikaretina antsoina hoe « staphylocoque doré » na koa ny « streptocoque »no mahatonga azy. Misy ambaratonga telo ny fivoaran’izy io : ny fanaintainana, ny fiandronana ary ny fahasarotana araka ny fanazavan’i dokotera Rakotonoely Domoina Soa Kanto.
Manaranaka ny tsy fahazakana hazan-dranomasina. Antony mahatonga ny tsy fahazakana ihany koa ny famokaran’ny vatana « immunoglobuline E (IgE) » be loatra. Misy karazany efatra ny fisehony : voalohany ny fambara eny amin’ny hoditra,mangidihidy lasa menamena ny vatana, misy ihany koa ny miseho amin’ny alalan’ny fahasemporana, mety handoha na haloiloy, ary farany mety ho tratran’ny fahasarotana antsoina hoe « choc anaphylactique », araka ny fanazavan’i Dokotera Randrianarizay Fanomezantsoa Herinirina .

Studio Sifaka · 2020 - 08 - 11 Fandaharana SANTENAKA ALLERGIE - PANARI
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter