COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

L'infection urinaire se manifeste par une sensation de brûlures en urinant.

SantéNakà : L’infection urinaire et la blennorragie

L’infection urinaire résulte de la pénétration des bactéries dans l’appareil urinaire. Elle se manifeste par une sensation de brûlure en urinant, selon les explications du Docteur Charifou Darouche.
La blennorragie est due à la bactérie appelée « neisseria gonorrhoeae ». Elle se transmet par le rapport sexuel non protégé, par voie sanguine, de la mère à l’enfant pendant la grossesse. En absence de traitement, cette maladie peut entraîner l’infertilité féminine ou masculine, des complications à l’accouchement et la conjonctivite néonatalen explique le Docteur Domoina Soa Kanto Rakotonoely.

Fidiran’ny otrikaretina ao anatin’ny taovam-pamaniana ny infection urinaire. Miseho amin’ny alalan’ny fahatsapana mamaivay na mangirifiry rehefa mivalan-drano izany araka ny fanazavan’i Dokotera Darouche Charifou.
Otrikaretina antsoina hoe « neisseria gonorrhoeae » no mahatonga ny angatra na ny blennorragie. Mifindra amin’ny alalan’ny firaisanana ara-nofo tsy voaaro, na amin’ny alalan’ny rà, ary ny reny bevohoka amin’ny zanany izy io araka ny fanazavan’i Dokotera Rakotonoely Domoina Soa Kanto. Mety hitarika fahasarotam-piterahana na ihany koa fahasarotana amin’ny fahazoana zaza izany raha tsy voatsabo, mety ho be tay maso ny zazakely raha vao teraka araka ny fanazavany hatrany.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 18 Fandaharana - SANTENAKA - BLENORRAGIE
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter