COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Studio Sifaka
La climatisation peut disperser les particules dans l’air dans un espace clos.

Décryptage : Y-a-t-il un risque de dispersion de la covid-19 par la climatisation dans un milieu intérieur ?

À l'heure actuelle, il existe peu d'informations concernant l'impact de la climatisation sur la propagation du coronavirus dans les milieux intérieurs. En revanche, ce qui est plus sûr, c'est qu'une personne contaminée peut générer d'importantes charges virales dans l'air intérieur, en particulier si elle n'applique pas les mesures d'hygiène respiratoire appropriées, comme le port de masque ou encore tousser et éternuer dans son coude.


En effet, une telle charge virale peut se disperser dans l'air intérieur sous forme de particules qui demeureront un certain temps en suspension dans l'air. Dans ce contexte, l'application d'une ventilation optimisée (en continu) est recommandée par des organismes compétents pour extraire les contaminants de l'air intérieur et assurer leur dilution par l'apport d'air frais neuf.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 24 DECRYPTAGE - VF


Ahiana ve ny hiparitahan’ny covid-19 amin’ny alalan’ireo fitaovana fanatsaran-drivotra na climatisation anatina toerana iray ?

Ankehitriny, mbola voafetra ny fahalalana momba ny fiparitahan’ny coronavirus amin’ny alalan’ny fitaovana fanatsaran-drivotra anatina toerana iray. Ny fantatra kosa dia hoe, afaka manaparitaka tsimokaretina betsaka anatina toerana iray ny olona voa, raha tsy mampihatra ireo fepetra fiarovana fahasalamana izy, ohatra hoe ny fanaovana arovava na hoe mikohaka sy mihevona anaty lanton-tsandry.


Miparitaka be amin’ny alalan’ny rivotra anaty toerana iray ny tsimokaretina raha tsy manaraka ireo fepetra. Mijanona anaty rivotra mandritra ny fotoana elaela ireo singa kely mitondra ny tsimokaretina. Tsara raha alefa mafy ny fitaovana mpanely rivotra na ventilateur, ary atao maharitra fotoana ela izany, araka ny torohevitra omen’ireo fikambanana mahefa amin’izay sehatra izay. Ny tanjona dia ny hanalana ireo singa mety hitondra ny tsimokaretina sy handevonana izany amin’ny alalan’ny rivotra madio sy vaovao.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 24 DECRYPTAGE - VM