COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Studio Sifaka
Transpirer, c’est bon pour la santé.

Chaleur et transpiration : L’un ne va pas sans l’autre

La température commence à se faire ressentir ces derniers temps, les habits légers avec des couleurs douces commencent à sortir des garde-robes. Chaleur rimant avec transpiration, savez- vous que transpirer lui rime avec santé ? Le docteur Maminirina Antoine Ravelojaona nous l’explique dans Santénakà.




Efa tena nafana ny andro tato ho ato, mila ovaina miaraka aminy ihany koa ny fahazarana entina miatrika ny hafanana, ohatra ny fanaovana akanjo maivamaivana, ny fanaovana satroka, sy ny maro isan-karazany. Rehefa hoe mafana moa ny andro dia midika avy hatrany izany fa misy ihany koa ny fahatsembohana. Fantaro ary fa misy dikany lehibe eo amin’ny fahasalamana izay fahatsembohana izay. Ny dokotera Ravelojaona Maminirina Antoine no hitondra fanazavana ho antsika, ato anaty Santénakà.

Studio Sifaka · 2020 - 10 - 08 Fandaharana - SANTENAKA - CHALEUR - ET - TRANSPIRATION
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter