COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Cottonbro
Le coronavirus peut se transmettre tant que la personne atteinte présente des symptômes.

Quelle est la durée de contagiosité du coronavirus ?

Selon des experts  français, le coronavirus serait plus contagieux dans les cinq premiers jours qui suivent les symptômes ou la positivité d'un test. Au fur et à mesure des jours, la contagion diminue de façon très importante. Au-delà d’une semaine, elle devient très faible. C’est pour cela que certains pays européens et africains ainsi que certaines provinces canadiennes ont diminué le jour de mise en quatorzaine à 7 jours.

Cependant, il est plus sure de respecter les 14 jours de confinement en revenant d’un déplacement ou si vous présenter des symptômes. 

En effet, tant que la personne a des symptômes (toux, diarrhée, par exemple), elle est contagieuse. Selon un professeur de l’université de Genève, les individus qui présentent peu ou pas de symptômes sont contagieux pendant 14 jours, ceux avec des symptômes modérés trois semaines et pour les personnes les plus gravement atteintes 25 jours.

Studio Sifaka · 2020 - 10 - 15 Décryptage - La Durée De Contagiosité Du Coronavirus VF



Maharitra hafiriana ny fotoana hifindran’ny tsimokaretina coronavirus?

Hoy ireo manam-pahaizana frantsay hoe malaky mifindra kokoa ny coronavirus mandritra ny 5 andro voalohany aorian’ny fipoiran’ny soritraretina na rehefa voamarina fa voan’ny coronavirus ny olona iray. Mihalefy izay afaka andro maromaro. Ary maivana mihitsy rehefa mihoatra ny herinandro aza. Izany no mahatonga ireo firenena europeana sy afrikana ary faritra sasany ao Canada, mampihena ny andro fihibohana ho 7 andro ihany.

Na izany ary, tsara kokoa raha mihiboka 14 andro rehefa avy any amin’ny toeran-kafa na koa misy soritraretina.

Ahiana hamindra tsimokaretina foana mantsy ny olona iray rehefa manana ireo fambara izy, mikohaka na mivalana ohatra. Mety hamindra ilay tsimokaretina anatin'ny 14 andro ireo olona tsy manana soritraretina, hoy ny profesora iray any amin’ny oniversite an’i Genève. Anatin'ny 3 herinandro kosa ho an'ireo izay manana soritraretina maivana ary 25 andro izany ho an’ireo tranga atahorana.

Studio Sifaka · 2020 - 10 - 15 Décryptage - La Durée De Contagiosité Du Coronavirus VM