COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Cottonbro
Le vaccin Pfizer doit prouver son efficacité contre la covid-19.

Le vaccin efficace à 90 % contre la covid-19 de Pfizer est-il en bonne voie?

Il est trop tôt pour crier victoire. Le laboratoire Pfizer a annoncé un vaccin effectif à 90%, mais attention, car cette hauteur de 90% d’efficacité émane du laboratoire, et ce n’est donc pas reconnu comme un résultat scientifique… Qu’est-ce que cela veut dire? Eh bien, cela signifie que ce ne sont pas des données publiées dans un journal et révisées par des pairs. Il s’agit, pour l’instant, d’informations trouvées dans un communiqué de presse du laboratoire Pfizer. Il reste donc encore plusieurs inconnues dans l'équation.
Aussi, ce n’est pas la première fois qu’un laboratoire se dit près du but. Néanmoins, si ce vaccin obtient une autorisation de mise sur le marché, il faut savoir que l’union européenne a déjà préacheté 200 millions de doses. Affaire à suivre !

Ahoana ny momba ilay vaksiny nataon’ny Pfizer lazaina fa mandaitra 90% amin’ny covid-19 ?

Studio Sifaka · 2020-11-11_DECRYPATGE-VF

Mbola tsy afaka misioka raha mbola tsy tafavoaka ny ala. Namoaka ity vaksiny mandaitra 90% amin’ny covid-19 ity ny Ivon-toeram-pikarohana Pfizer. Tandremo anefa, ilay Ivon-toeram-pikarohana ihany no namoaka io isa 90% io, noho izany tsy mbola vokam-pikarohana siantifika izy ity …Inona ny dikan’izany ?
Izany hoe mbola tsy isa navoaka tamin’ny gazety sy nohamarin’ireo mpikaroka hafa izy ity, fanambarana an-gazety nataon’ny Ivon-toeram-pikarohana Pfizer tsotra ihany izany. Mbola maro izany ireo zavatra tsy fantatra.
Ary tsy vao voalohany no nisy Ivon-toeram-pikarohana nilaza fa kely sisa dia hahita ny fanefitra ho an’ny covid-19 toy izao. Na izany aza, tsara ho fantatra fa efa nividy fatra 200 tapitrisa ny vondrona eropeana, raha mahazo alalana eo amin’ny tsena ity vaksiny ity. Andrasantsika ny tohiny!

Studio Sifaka · 2020-11-11_DECRYPATGE-VM