COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©AFP
Les préservatifs font parties des méthodes contraceptives.

SantéNakà : Le mode de contraception adapté au jeune

La grossesse précoce peut provoquer une fissure obstétricale. C’est pour cela que le planning familial est important surtout pour les jeunes.

Le planning familial est un moyen de gérer la grossesse. Le jeune peut choisir le moment où il veut avoir un enfant, le nombre des enfants, ou même ceux qui ne veulent plus avoir d’enfants.



Anisan’ny mandrovitra ny lalan-jaza ny fiterahana aloha loatra. Izay no tokony handrindrana ny fiterahana. Inona moa no atao hoe fandrindram-piterahana raha ho an’ny tanora no resahina ?

Izy io dia fomba iray hisafidianana ny fotoana hiterahana. Izany hoe raha tiana ahemotra ny fotoana hiterahana dia mampiasa fomba fandrindrana ny fiterahana. Anisan’ny fomba anakiray ihany ko aizy anelanelanana ny zaza ateraka. Ary koa fomba iray hanatsaharana ny zaza raha toa ka tsy te hiteraka intsony.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter