COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Polina Tankilevitch
Certains aliments ne doivent pas être conservés trop longtemps dans le frigo.

Santénakà : Quels sont les aliments que l’on ne doit pas conserver au frigo ?

Il y a des aliments qui ne se conservent pas au frigo au risque de perdre les vitamines et les minéraux contenus dedans. On peut juste les mettre à température ambiante en dehors du frigo au maximum trois jours. La nutritionniste, Fanjaritiana Ramanantsoa, nous en donne quelques exemples. Allergies, intoxications et intolérances alimentaires sont parfois dus à une mauvaise préparation et conservation des aliments. Le Dr Christian Rakotonindriana nous en dit plus sur le sujet.


Telo andro eo ihany no tsara hitahirizana sakafo ao anaty na ivelan’ny vata fampangatsiahana. Very indray ny vitamina sy ny mineraly ao anatin’ilay sakafo raha toa ka tehirizina mihoatra izay. Manome ohatra an’ireo sakafo tsy tsara tehirizina anaty vata fampangatsiahana i Ramanantsoa Fanjaritiana, mpitaiza ara-tsakafo.
Fanapoizinana ara-tsakafo sy tsy fahazakana sakafo : mety ho vokatry ny tsy fitandremana tamin’ny fikarakarana ireo na ihany koa tsy fahaizana mitahiry ireo sakafo. Manazava misimisy kokoa momba ireo i Dr Rakotonindriana Christian.

Studio Sifaka · 2020 - 11 - 16 Fandaharana SANTENAKA CONSERVATION ALIMENT ET INTOXICATION