COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Studio Sifaka
Les maux de dos après accouchement sont un passage inévitable.

Santénakà : Les maux de dos post-accouchement

Lorsqu’une femme accouche, son bassin s’élargit pour permettre au bébé de sortir. L’étirement des ligaments et des articulations du bassin peuvent entraîner des maux de dos après l’accouchement. Cela peut durer des mois voire même des années. Il faut alors consulter un spécialiste pour remettre le bassin en place.

La môle hydatiforme est une maladie gestationnelle très rare mais mortelle. Elle résulte d’une anomalie de la fécondation. Le spermatozoïde et l’ovule ne forment pas d’embryon mais donne à la place une matière ressemblant à une grappe de raisin d’où l’appellation « zaza voaloboka » en malgache.


Rehefa miteraka ny vehivavy iray dia misokatra ny valahany mba hahafahan’ilay zaza mivoaka hoy i Rasazy Vololontsoa Zo Tahiana. Ny famavany na « articulation » sy ny hoza-taolana na « ligament » ao amin’ny valahana ao no mihitatra mahatonga ilay fanaintainana. Mety maharitra amam-bolana na aman-taonany mihitsy io marary valahana io. Raha toa ka sendran’izay dia aleo manantona mpitsabo manokana mihitsy mba hamerenana ny taolan’ilay valahana amin’ny laoniny.

Vokatry ny tsy fahatomombanana eo amin’ny fihaonan’ny tsirinaina lahy sy ny atody avy amin’ny vehivavy ny « zaza voaloboka », hoy i Dr Rakotonoely Domoina Soa Kanto. Izany hoe tsy manome zaza ilay tsirin’aina sy ilay atody fa manome zavatra miendrika voaloboka. Mety hitarika fahafatesan’ilay reny mitondra vohoka mihitsy anefa izy io raha tsy voatsabo haingana.

Studio Sifaka · 2020 - 11 - 17 Fandaharana SANTENAKA MARARY LAMOSINA SY ZAZA VOALOBOKA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter