COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Andrea Piacquadio
La livraison des vaccins covid-19 serait plus rapide par avion pour couvrir le monde entier.

Que propose l’IATA pour rendre la distribution de vaccins contre la covid-19 plus rapide ?

L’Association Internationale du Transport Aérien préconise plusieurs solutions pour la distribution de vaccins covid-19. Parmi elles, figurent :

- La mise en place de procédures accélérées pour les survols des territoires et les permis d’atterrissage.

- L’exemption des membres d’équipage des exigences de quarantaine pour assurer le maintien des chaînes d’approvisionnement du fret.

- L’élimination des heures de couvre-feu pour les vols transportant les vaccins, afin de rendre, aussi flexible que possible, les activités des réseaux mondiaux.

Tout cela rentre dans la stratégie d’anticipation des futures livraisons de vaccins… des livraisons qui dépendront bien évidement des lieux de production.

 


Studio Sifaka · 2020-12-08_DECRYPTAGE DISTRIBUTION VACCIN VF

Inona ny tolon-kevitry ny Fikambanana iraisam-pirenena amin’ny zotra an’habakabaka mba hanafainganana kokoa ny fizarana ireo vaksiny fanefitry covid-19 rehefa azo antoka izany?

Maro ireo vahaolana izay atolotry ny Fikambanana iraisam-pirenena amin’ny zotra an’habakabaka, anisany :

- Ny fanafainganana ny fomba fiasa amin’ny fanomezana alalana ny fiaramanidina hisidina isaky ny firenena ary higadona amina toerana iray.

- Ny fanesorana ireo fepetra fitokana-monina ho an’ireo ekipa miasa mba hilamina tsara ny famatsiana sy ny fitondrana entana amin’ny fiaramanidina.

- Ny fanafoanana ny famerana ny ora fivoahana na ny « couvre -feu » ho an’ireo sidina mitatitra vaksiny mba hanamorana ny asa ao anatin’ny tambanjotra.

Miditra ao anatin’ireo paikady handaminana mialoha ny fitaterana ireo vaksiny izay rehetra izay...Fitaterana izay miankina mazava ho azy amin’ireo toerana misy ireo ozinina famokarana vaksiny.

Studio Sifaka · 2020-12-08_DECRYPTAGE DISTRIBUTION VACCIN VM