COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Studio Sifaka
Ouvrir les fenêtres est le système d’aération le plus sûr.

Quels sont les lieux les plus à risque de contamination à la covid-19 ?

Un contact prolongé, sans le port du masque, dans un extérieur bien ventilé avec une densité de personnes élevée (100 personnes, par exemple), mais où les gens ne parlent pas comme dans un séminaire, représente un risque modéré.

Par contre, si on reprend les mêmes critères, mais cette fois-ci dans un espace mal ventilé, par exemple dans un bus, le risque devient alors plus élevé. Cependant, si les passagers portent un masque, le risque serait alors modéré et, avec une ventilation filtrante, le risque passerait à faible.

Il est donc important d'aérer, toutes les 30 à 60 minutes, tous les espaces clos pendant 5 minutes.

En effet, en respirant, les humains expirent du CO2 (oxygène), donc plus il y a du CO2 accumulé dans une pièce, plus cela signifie que l'air n'a pas été renouvelé. Et sans renouvellement, si le virus est présent puisqu’il stagne dans l'environnement.

Une chose est sûre quant aux lieux de contamination, le port du masque, la distanciation sociale et l'aération des lieux clos sont une première étape efficace pour diminuer les risques de contamination. 


Studio Sifaka · 2020 - 12 - 21 Décryptage - Les Lieux Les Plus À Risque De Contamination VF

Aiza avy ireo toerana mety hahamora ny fiparitahan’ny covid-19?

Antonony ihany ny fifindran’ny coronavirus raha amina toerana iray eny ivelany, mahazo rivotra tsara, ny olona maromaro (ohatra hoe 100 eo). Misy fifampikasohana maharitra, sady tsy misy manao aro-vava-orona, kanefa tsy misy miteny toy ny anaty seminera ohatra.

Ambony kosa ny tahan’ny fifindrana raha raisina ihany ireo masontsivana ireo, fa eto indray dia amina toerana tsy dia misy rivotra mifamezivezey, ohatra hoe anaty fiara fitateram-bahoaka. Tsy dia atahorana anefa ny fifindrana raha samy manao aro-vava-orona ireo mpandeha. Ary maivana mihitsy ary izany raha madio ny rivotra mifamezivezy.

Tsara araka izany raha atao mahazo rivotra tsara mandritra ny 5minitra ireo toerana mihiboka rehetra isaky 30 ka hatramin’ny 60 minitra.

Mamoaka C02 manko ny olona rehefa miaina, rehefa miangona hatrany io C02 io dia ny rivotra eo ihany no mifamezivezy. Mijanona ao amin’ny tontolo iainana ao ny otrikaretina rehefa tsy havaozina ireo rivotra mifamezivezy ireo.

Ny fanaovana aro-vava-orona, ny fanajana ny elanelana, ny famelana ny rivotra hifamezivezy tsara anatin’ireo toerana mihidy: ireo no fepetra sy dingana voalohany tsara hajaina mba hanenana ny fiparitahan’ny otrikaretina amina toerana iray.

Studio Sifaka · 2020 - 12 - 21 Décryptage - Les Lieux Les Plus À Risque De Contamination VM