COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Geralt
La mutation du coronavirus alarme l’Angleterre et le reste du monde.

Que sait-on sur la nouvelle forme de coronavirus qui est apparue en Angleterre ?

C'est une forme de virus qui serait encore plus contagieuse. En décembre plus de 60% des contaminés enregistrés à Londres étaient contaminés par cette nouvelle forme de coronavirus, c'est deux fois plus que le nombre relaté en novembre. Selon le conseiller scientifique du gouvernement britannique, cette souche du virus compte 23 changements et se propage anormalement rapidement. La manière dont cette nouvelle forme du coronavirus s'attache aux cellules et se propage constitue les changements les plus importants.

Aujourd'hui, rien n'indique que cette forme du virus est plus dangereuse que la précédente. La situation est à surveiller de près en Angleterre, mais également dans les pays aux alentours ! En attendant, plusieurs pays ont interrompu les liaisons avec la Grande-Bretagne.


Studio Sifaka · 2020 - 12 - 22 Décryptage VF

Inona no fantatsika momba ilay endrika vaovaon'ny coronavirus hita tao Angleterre ?

Endrika otrikaretina mora mifindra haingana kokoa izy ity. Ny 60%n'ireo voa tao Londres, nanomboka ny desambra teo, no tratran'ity otrikaretina voavao ity. Indroa avo roa heny noho ny tranga voaisa tamin'ny novambra izany. Araka ny nambaran'ny mpanolotsaina siantifikan'ny governemanta britanika, miisa 23 ny fiovana hita teo amin'ity otrik'aretina ity ary mihanaka haingana dia haingana amin'ny fomba tsy mahazatra ilay izy. Ny fomba firaiketan'ity endrika vaovao'ny coronavirus ity amin'ny sela sy ny fomba fianahany no tena zava-dehibe hita teo amin'ny fiovany.

Ankehitriny, tsy misy fambara fa mahery vaika noho ny endrika teo aloha ity otrikaretina ity. Mila jerena akaiky ihany ny toe-draharaha any Angletera sy ny firenena manodidina azy! Mandritra izay, maro ireo firenena nampianto ny fifamezivezena mankany Grande-Bretagne.

 

Studio Sifaka · 2020 - 12 - 22 Décryptage VM