COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Nataliya Vaitkevich
Les vaccins de Moderna peuvent persister pendant environ 90 jours, selon les dernières études faites.

Combien de temps durera l'immunité accordée par les vaccins ?

Pour le moment, il est difficile de savoir si l'efficacité des vaccins peut durer dans le temps. En effet, les tests effectués entre septembre et novembre ne laissent pas assez de recul aux scientifiques pour répondre à cette question.

Une étude, faite en décembre, signale que le vaccin de Moderna avait produit des anticorps persistants 90 jours après vaccination. Il s'agit d'une première donnée. Autrement dit, plus les semaines et les mois passeront, plus le vaccin pourra révéler son efficacité ou pas sur la durée.

Mais vous l'aurez compris, pour le moment il est impossible de dire si la protection vaccinale durera un an, deux ans ou plus, et si l'efficacité sera la même sur la durée.

 


Studio Sifaka · 2021-01-07 Decryptage Immunité Vaccin VF

Hafiriana ny faharetan’ ny hery fiarovana entin’ireo vaksiny ?

Mbola sarotra ny hahafantra ny faharetan’ny hery entin’ilay vaksiny amin’izao. Mbola tsy ampy hanovana fandalianana tsara ireo andrana natao teo anelanelan’ny volana septambra sy novambra, hoy ireo mpikaroka.

Ny voka-pikarohana iray nivoaka ny volana desambra no nilaza fa mamokatra hery fiarovana mandritra ny 90 andro eo aorian’ny fanaovana ilay vaksiny, ilay vaksiny Moderna. Vokatra voalohany izy ity. Mety afaka herinandro na volana maromaro vao ho hita tsikelikely ny herin’ilay vaksiny sy ny faharetany.

Fa hatreto, efa mety samy mahazo ny rehetra hoe tsy afaka maminavina hoe ho herintaona ve sa ho 2 taona na mihoatra an’izay aza ny faharetan’ny hery fiarovana, sy hoe hitovy foana ve ny hery hoentiny mandritra io fotoana io. 


Studio Sifaka · 2021-01-06 Decryptage Immunité Vaccin VM