COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Studio Sifaka
Les masques en tissu seraient efficaces contre les nouveaux variants de la COVID-19.

Les masques en tissu sont-ils inefficaces contre les nouveaux variants de la COVID-19 ?

Selon l'Organisation Mondiale de la santé, les masques en tissu sont toujours aussi efficaces. Aux États-Unis, certains politiciens super posent le masque en tissu sur un masque chirurgical. Le but est d'ajouter des couches de filtration pour rendre plus difficile la propagation des gouttelettes potentiellement contagieuses. Sachez néanmoins que si les deux masques sont mal ajustés, la protection sera minimisée. Selon plusieurs scientifiques nord-américains, un masque unique bien ajusté sur votre visage et le respect des distanciations sociales fonctionnerait toujours aussi bien.


Studio Sifaka · 2021-02-02_DECRYPATGE-VF

Tsy miharo tsara amin’ireo karazan’endrika vaovaon’ny COVID-19 ve ireo arovava vita amin’ny lamba ?

Mbola afaka miaro hatrany ireo arovava vita amin’ny lamba hoy ny sampandraharahan’ny firenena mikambana misahana ny fahasalamana. Any Etazonia, misy mpanao politika sasany mametaka arovava amin’ny lamba eo ambonin’ny arovava fampiasa amin’ny toeram-pitsaboana.  Heverina fa hampihena ny fidiran’ny pitidrano mety hitondra ny tsimokaretina ny fanaovana maro-sosona ny arovava. Mety tsy handaitra anefa izany hevitra izany raha ratsy fipetraka ireo arovava. Araka ireo mpikaroka avy any avaratry Amerika, mbola maharo tsara foana ny arovava tsara fipetraka eo amin’ny tarehy sy ny fanajana ireo elanelana amin’ny olona hafa.

Studio Sifaka · 2021-02-02_DECRYPATGE-VM
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter