COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Studio Sifaka
Un des symptômes de la fièvre jaune est le jaunissement des yeux.

SantéNakà : La fièvre jaune

Fièvre jaune : La fièvre jaune est une maladie due au dysfonctionnement du foie. Une trouble de la circulation de la vésicule biliaire peut causer un jaunissement de la peau.


Tazo vony: Aretina ateraky ny fikorotanan’ny fiasan’ny aty ny tazovony. Rehefa be loatra na tsy miasa tsara intsony ilay antsoina hoe ranon’afero dia lasa makany anaty rà ka izay no maha lasa mavomavo ilay olona. Ny ranon’afero moa dia karazana rano izay mikoriana ao amin’ny lalan-kanina. Ny mamotika ireo sakafo no asany mba hahafahan’ny tsinay sy ny taova misintinona izay singa ilainy.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter