COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Afp
Des bébés jumeaux.

SantéNakà : Comment faire pour avoir des jumeaux ?

Il n’y a pas de formule pour avoir des jumeaux.  C’est une question de gènes. Toutefois, les couples qui veulent en avoir peuvent procéder de manière artificielle par la FIV ou la Fécondation In Vitro.

 


Avy amin’ny atodin-tarazo na ny « gène » ihany no mahatonga ny olona iray miteraka kambana. Tsy mitombina ny hoe fandaminana ny fotoana sy ny fiverimberenan’ny fanaovana firaisana ara-nofo no ahazoana izany. Azo atao kosa anefa ny miroso amin’ny  fampiasana FIV na fécondation in Vitro mba hahazoana zaza kambana.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter